Deoteronomia 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia.+
32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia.+