FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary asio mpisorona fito mitondra anjombona fito vita amin’ny tandrok’ondry, mandeha eo alohan’ny Vata. Amin’ny andro fahafito kosa, dia hihodidina ny tanàna impito ianareo, ary hotsofin’ny mpisorona ny anjombona.+

  • Josoa 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia notsofin’ny mpisorona ny anjombona rehefa nihodina fanimpitony izy ireo. Ary hoy i Josoa tamin’ny olona: “Mihorakoraha,+ fa efa nomen’i Jehovah anareo ny tanàna!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara