-
Josoa 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia hoy izy ireo taminy: “Ny ainay mihitsy no hataonay antoka! Raha tsy lazainao amin’olona ny anton-dianay, dia ho tsara fanahy* aminao izahay sady hitana ny teninay taminao, rehefa homen’i Jehovah anay ity tany ity.”
-
-
Josoa 6:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hoy i Josoa tamin’izy roa lahy izay nitsikilo an’ilay tany: “Mankanesa ao an-tranon’ilay vehivavy mpivaro-tena, ka ento mivoaka izy sy izay rehetra azy, araka ny fianianana nataonareo taminy.”+
-