1 Tantara 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hahomby ianao raha manaraka tsara ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana nasain’i Jehovah nampitain’i Mosesy tamin’ny Israely.+ Manàna herim-po ary mahereza! Aza matahotra na mihorohoro.+
13 Dia hahomby ianao raha manaraka tsara ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana nasain’i Jehovah nampitain’i Mosesy tamin’ny Israely.+ Manàna herim-po ary mahereza! Aza matahotra na mihorohoro.+