FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ireto avy ny fitsipika sy didim-pitsarana tokony harahinareo tsara mandritra ny androm-piainanareo, any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo ho fanananareo:

  • Deoteronomia 17:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia tsy maintsy adikany ao anaty boky* ity Lalàna ity, mba hampiasainy, ka ataony mitovy amin’ilay Lalàna tehirizin’ny Levita mpisorona ilay izy.+

      19 “Hotehiriziny any aminy foana izy io, ary hovakiny amin’ny andro rehetra iainany,+ mba hianarany hatahotra an’i Jehovah Andriamaniny, sy hianarany hankatò an’izay rehetra voalazan’io Lalàna io sy ireto fitsipika ireto.+

  • Josoa 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Mpanjaka 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ankatoavy i Jehovah Andriamanitrao ka mandehana amin’ny lalana atorony, ary tandremo ny lalàny, sy ny didiny, sy ny didim-pitsarany, ary ny fampahatsiahivany, izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Mosesy.+ Dia hety tsara daholo izay hataonao* ary hahomby ianao any amin’izay rehetra halehanao.

  • 1 Tantara 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hataoko mafy orina mandrakizay ny fanjakany,+ raha tena tapa-kevitra ny hankatò ny didiko sy ny didim-pitsarako izy,+ hoatr’izao ataony izao.’

  • Salamo 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Marina ny fitsipik’i Jehovah, mahafaly ny fo;+

      Madio ny didin’i Jehovah, mampahiratra ny maso.+

  • Salamo 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara