Ohabolana 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nampianarin’ny raiko aho hoe: “Ataovy ao am-ponao foana ny teniko.+ Araho foana ny didiko, dia ho ela velona ianao.+ Ohabolana 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+ Matio 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ny maso no jiron’ny vatana.+ Raha mifantoka tsara* àry ny masonao, dia hazava tsara* ny tenanao manontolo.
4 Nampianarin’ny raiko aho hoe: “Ataovy ao am-ponao foana ny teniko.+ Araho foana ny didiko, dia ho ela velona ianao.+
23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+
22 “Ny maso no jiron’ny vatana.+ Raha mifantoka tsara* àry ny masonao, dia hazava tsara* ny tenanao manontolo.