1 Mpanjaka 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Enga anie ianao hijery andro aman’alina an’ity trano ity, dia ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hohenoinao ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity!+ 2 Tantara 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary nifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely vahoakako.’+
29 Enga anie ianao hijery andro aman’alina an’ity trano ity, dia ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hohenoinao ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity!+
6 Nifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary nifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely vahoakako.’+