-
Josoa 6:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Ataoko resinao i Jeriko sy ny mpanjakany ary ny miaramilany matanjaka.+
-
-
Josoa 6:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary naringan’izy ireo tanteraka tamin’ny sabatra izay rehetra tao an-tanàna, na lehilahy na vehivavy, na antitra na tanora, na omby na ondry na ampondra.+
-