Josoa 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Azon’i Josoa daholo ilay tany manontolo, dia ny faritra be tendrombohitra, Negeba manontolo,+ Gosena manontolo, Sefela,+ Araba,+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely sy izay teo am-pototry ny havoanany,* Josoa 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nisy tanàna nihavana tamin’ny Israelita, afa-tsy i Gibeona izay nonenan’ny Hivita.+ Ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+
16 Azon’i Josoa daholo ilay tany manontolo, dia ny faritra be tendrombohitra, Negeba manontolo,+ Gosena manontolo, Sefela,+ Araba,+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely sy izay teo am-pototry ny havoanany,*
19 Tsy nisy tanàna nihavana tamin’ny Israelita, afa-tsy i Gibeona izay nonenan’ny Hivita.+ Ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+