-
Mpitsara 3:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Andao hanaraka ahy, fa efa nataon’i Jehovah resinareo ny Moabita fahavalonareo.” Dia nanaraka azy ny Israelita. Nankeny amin’ireo toerana fiampitana ny Reniranon’i Jordana izy ireo, mba hisakana ny Moabita tsy hiampita teo.
-
-
Mpitsara 12:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nalain’ny Gileadita ireo toerana fiampitana ny Reniranon’i Jordana,+ dieny mbola tsy tonga teny ny Efraimita, ary nasiany olona niandry teny. Ary rehefa nisy lehilahy efraimita nandositra ka nangataka ny hiampita, dia nanontany azy ireo tsirairay ny lehilahy gileadita hoe: “Efraimita ve ianao?” Raha namaly izy hoe: “Tsia!”,
-