Deoteronomia 2:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy namela antsika handalo tao amin’ny taniny anefa i Sihona mpanjakan’i Hesbona. Navelan’i Jehovah Andriamanitrareo hiziriziry amin’ny heviny+ sy hanamafy ny fony mantsy izy, satria tiany ho resinao. Dia izany tokoa izao no mitranga.+
30 Tsy namela antsika handalo tao amin’ny taniny anefa i Sihona mpanjakan’i Hesbona. Navelan’i Jehovah Andriamanitrareo hiziriziry amin’ny heviny+ sy hanamafy ny fony mantsy izy, satria tiany ho resinao. Dia izany tokoa izao no mitranga.+