Deoteronomia 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “‘Mitsangàna, dia mandehana miampita ny Lohasahan’i* Arnona.+ Efa hataoko resinao i Sihona+ Amorita mpanjakan’i Hesbona. Dia alaivo ho anao ny taniny, ary miadia aminy.
24 “‘Mitsangàna, dia mandehana miampita ny Lohasahan’i* Arnona.+ Efa hataoko resinao i Sihona+ Amorita mpanjakan’i Hesbona. Dia alaivo ho anao ny taniny, ary miadia aminy.