Deoteronomia 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia tonga teto amin’ity toerana ity ianareo. Ary nivoaka hiady tamintsika i Sihona mpanjakan’i Hesbona+ sy Oga mpanjakan’i Basana,+ nefa resintsika.+
7 Farany, dia tonga teto amin’ity toerana ity ianareo. Ary nivoaka hiady tamintsika i Sihona mpanjakan’i Hesbona+ sy Oga mpanjakan’i Basana,+ nefa resintsika.+