FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Navoakan’izy ireo avy tao an-dava-bato àry ireo mpanjaka dimy, dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona.+ Ary nentiny tany amin’i Josoa izy ireo.

  • Josoa 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary namely an’ireo mpanjaka ireo i Josoa taorian’izay ka namono azy ireo ho faty, dia nahantony teo amin’ny tsato-kazo* dimy izy ireo. Nihantona teo izy ireo mandra-paharivan’ny andro.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara