2 Samoela 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Dia novonoin’i Elanana zanak’i Jare-oregima Betlehemita i Goliata Gatita, ilay nanana tahon-defona hoatran’ny voditenon’ny mpanenona.+
19 Ary raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Dia novonoin’i Elanana zanak’i Jare-oregima Betlehemita i Goliata Gatita, ilay nanana tahon-defona hoatran’ny voditenon’ny mpanenona.+