-
Nomery 22:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary nisy olona nirahiny ho any amin’i Balama zanak’i Beora, izay nipetraka tany amin’ny tanindrazany tany Petora,+ teo amoron’ilay Renirano.* Nampiantso azy i Balaka sady niteny hoe: “Misy vahoaka iray izay, nivoaka avy tany Ejipta ka mandrakotra ny tany,*+ ary mipetraka tandrifiko mihitsy izao ry zareo.
-