-
Josoa 6:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia nankany ireo tovolahy izay nitsikilo an’ilay tany, ka namoaka an’i Rahaba sy ny rainy sy ny reniny sy ny anadahiny ary izay rehetra azy. Navoakan’izy ireo ny fianakaviany rehetra,+ dia nentiny soa aman-tsara teo amin’ny toerana iray teo ivelan’ny tobin’ny Israely.
-