Genesisy 48:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izy roa lahy zanakao kosa, izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao, dia ho lasa zanako.+ Ho lasa zanako tokoa i Efraima sy Manase, hoatran’i Robena sy Simeona.+ 1 Tantara 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ary izy no razamben’ilay mpitarika.+ I Josefa anefa no nanana ny zon’ny lahimatoa.
5 Fa izy roa lahy zanakao kosa, izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao, dia ho lasa zanako.+ Ho lasa zanako tokoa i Efraima sy Manase, hoatran’i Robena sy Simeona.+
2 Ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ary izy no razamben’ilay mpitarika.+ I Josefa anefa no nanana ny zon’ny lahimatoa.