Genesisy 38:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nandeha ny fotoana, dia maty ny vadin’i Joda, izany hoe ilay zanakavavin’i Soa.+ Nisaona azy elaela i Joda, dia avy eo nankany amin’ny mpanety ny ondriny tany Timna,+ niaraka tamin’i Hira Adolamita+ namany.
12 Rehefa nandeha ny fotoana, dia maty ny vadin’i Joda, izany hoe ilay zanakavavin’i Soa.+ Nisaona azy elaela i Joda, dia avy eo nankany amin’ny mpanety ny ondriny tany Timna,+ niaraka tamin’i Hira Adolamita+ namany.