-
Josoa 17:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia lasan’i Manase ny tanin’i Tapoa.+ Fa an’ny taranak’i Efraima kosa ny tanànan’i Tapoa, eo amin’ny sisin-tanin’i Manase.
-