Josoa 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy teo Tapoa+ kosa ilay sisin-tany no niankandrefana nankany amin’ny Lohasahan’i* Kana, ka nifarana tany amin’ny ranomasina.+ Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Efraima, araka ny fianakaviany avy.
8 Avy teo Tapoa+ kosa ilay sisin-tany no niankandrefana nankany amin’ny Lohasahan’i* Kana, ka nifarana tany amin’ny ranomasina.+ Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Efraima, araka ny fianakaviany avy.