-
Mpitsara 1:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Tsy noroahin’ny fokon’i Efraima koa ny Kananita nipetraka tao Gazera, ka mbola niara-nipetraka tamin’izy ireo tao izy ireny.+
-