Josoa 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy noroahin’izy ireo anefa ny Kananita nipetraka tao Gazera.+ Mbola miara-mipetraka amin’ny fokon’i Efraima ihany àry ny Kananita hatramin’izao,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+ 1 Mpanjaka 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Niakatra namabo ny tanànan’i Gazera i Farao mpanjakan’i Ejipta ary nandoro azy. Novonoiny koa ny Kananita+ nonina tao. Nomeny an-janany vavy,+ vadin’i Solomona, àry ilay tanàna, ho fanomezana fanaovam-beloma azy.*
10 Tsy noroahin’izy ireo anefa ny Kananita nipetraka tao Gazera.+ Mbola miara-mipetraka amin’ny fokon’i Efraima ihany àry ny Kananita hatramin’izao,+ saingy ampanaovina asa an-terivozona.+
16 Niakatra namabo ny tanànan’i Gazera i Farao mpanjakan’i Ejipta ary nandoro azy. Novonoiny koa ny Kananita+ nonina tao. Nomeny an-janany vavy,+ vadin’i Solomona, àry ilay tanàna, ho fanomezana fanaovam-beloma azy.*