Josoa 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy eo an-tampon’ilay tendrombohitra ilay sisin-tany no mankany amin’ny loharanon’i Neftoa,+ ary tonga hatrany amin’ireo tanàna teny amin’ny Tendrombohitra Efrona, ka nitohy hatrany Balaha, izany hoe Kiriata-jearima.+ Josoa 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
9 Avy eo an-tampon’ilay tendrombohitra ilay sisin-tany no mankany amin’ny loharanon’i Neftoa,+ ary tonga hatrany amin’ireo tanàna teny amin’ny Tendrombohitra Efrona, ka nitohy hatrany Balaha, izany hoe Kiriata-jearima.+
12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.