Nomery 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+ Nomery 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ny Ranomasina Lehibe* sy ny morontsiraka indray no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo. Io no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo.+ Deoteronomia 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho lasanareo ny toerana rehetra handehanan’ny tongotrareo.+ Ary hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libàna ny sisin-taninareo, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.*+
2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+
6 “‘Ny Ranomasina Lehibe* sy ny morontsiraka indray no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo. Io no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo.+
24 Ho lasanareo ny toerana rehetra handehanan’ny tongotrareo.+ Ary hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libàna ny sisin-taninareo, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.*+