Josoa 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny Lohasahan’i* Akora,+ ka nivily nianavaratra nankany Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ilay lohasaha,* ary nitohy tany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia tonga hatrany En-rogela.+ Josoa 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny Lohasahan’i* Akora,+ ka nivily nianavaratra nankany Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ilay lohasaha,* ary nitohy tany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia tonga hatrany En-rogela.+
12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.