-
Josoa 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
-
-
Josoa 21:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Aialona+ sy ny kijanany, ary Gata-rimona sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.
-