FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Teneno ny Israelita hoe omeo tanàna avy amin’ny lovany ny Levita mba hipetrahany.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana manodidina an’ireo tanàna ireo.+

  • Nomery 35:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Any ivelan’ny tanàna, dia handrefy 2 000 hakiho amin’ny lafiny atsinanana ianareo, 2 000 hakiho amin’ny lafiny atsimo, 2 000 hakiho amin’ny lafiny andrefana, ary 2 000 hakiho amin’ny lafiny avaratra, ka ny tanàna no eo afovoany. Ireo no ho kijanan’ny tanànan’izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara