-
Josoa 21:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary nomena tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima, tamin’ny antsapaka, ny sisa tamin’ny fianakavian’ny Kehatita anisan’ny Levita. 21 Nomena azy ireo ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona,+ dia i Sekema+ sy ny kijanany eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Nomena azy koa i Gazera+ sy ny kijanany,
-