-
Josoa 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
-
-
1 Tantara 6:77, 78Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
77 Ny sisa tamin’ny Merarita dia nomena an’i Rimono sy ny kijanany, ary Tabara sy ny kijanany. Avy tamin’ny fokon’i Zebolona ireo.+ 78 Ireto no nomena azy avy tamin’ny fokon’i Robena: Ny tany amin’ny faritr’i Jordana tany akaikin’i Jeriko, tany atsinanan’i Jordana, dia i Bezera any an-tany efitra sy ny kijanany, Jahaza+ sy ny kijanany,
-