Josoa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka androany, dia hasandratro eo imason’ny Israely rehetra ianao,+ mba hahafantarany fa hanampy anao aho,+ hoatran’ny nataoko tamin’i Mosesy.+
7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka androany, dia hasandratro eo imason’ny Israely rehetra ianao,+ mba hahafantarany fa hanampy anao aho,+ hoatran’ny nataoko tamin’i Mosesy.+