FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nahafaty 36 lahy tamin’izy ireo ny olona tao Ay, ka nanenjika azy tany ivelan’ny vavahadin’ny tanàna hatrany Sebarima,* sady mbola namely azy ireo ihany teny am-pidinana. Tsy nanana herim-po intsony àry ny vahoaka.*

  • Josoa 7:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nalain’i Josoa sy ny Israely rehetra i Akana+ zanak’i Zera, niaraka tamin’ilay volafotsy sy ilay akanjo ary ilay vaingam-bolamena.+ Nalain’izy ireo koa ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny ombiny, ny ampondrany, ny ondry aman’osiny, ny tranolainy, ary izay rehetra azy, ka nentin’izy ireo teo amin’ny Lohasahan’i* Akora.+ 25 Ary hoy i Josoa: “Nahoana ianao no nahatonga loza* taminay?+ Hahatonga loza aminao koa i Jehovah androany.” Dia nitora-bato azy sy ny ankohonany ny Israely rehetra,+ ary nandoro azy ireo avy eo.+ Koa nitora-bato azy rehetra izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara