Josoa 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve no niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, nefa i Akana+ zanak’i Zera no nivadika taminy ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana?+ Ary tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+
20 Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve no niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, nefa i Akana+ zanak’i Zera no nivadika taminy ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana?+ Ary tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+