-
Josoa 22:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nirahin’ny Israelita i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, mba hankany amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, tany Gileada. 14 Nisy mpiadidy folo niaraka taminy, dia mpiadidy iray isaky ny foko rehetra teo amin’ny Israely. Samy lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny Israely, izay voatsinjara ho arivo isan-tokony, izy ireo.+
-