FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy.

      Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+

  • Nomery 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “I Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, no nahatonga ahy tsy ho tezitra amin’ny vahoakan’Israely intsony, satria tsy nilefitra mihitsy izy rehefa nisy nivadika tamiko tamin’ilay vahoaka.+ Tsy naripako tanteraka àry ny Israelita, na dia tiako aza hoe izaho irery ihany no tompoina.+

  • Mpitsara 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nanompo* teo anoloan’izy io i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, tamin’izany andro izany. Dia hoy izy ireo: “Mbola tokony handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahinay indray ve izahay, sa aoka izay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara, fa hataoko resinareo izy rahampitso.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara