Deoteronomia 31:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitsara 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanompo an’i Jehovah foana ny vahoaka tamin’i Josoa mbola velona. Nanao an’izany foana koa izy ireo taorian’ny nahafatesan’i Josoa, tamin’ny mbola velona ireo anti-panahy* nahita ny asa lehibe rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely.+
7 Ary nanompo an’i Jehovah foana ny vahoaka tamin’i Josoa mbola velona. Nanao an’izany foana koa izy ireo taorian’ny nahafatesan’i Josoa, tamin’ny mbola velona ireo anti-panahy* nahita ny asa lehibe rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely.+