-
Josoa 23:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary efa hitanareo ny zava-drehetra nataon’i Jehovah Andriamanitrareo tamin’ireo firenena rehetra ireo, mba hanampiana anareo. I Jehovah Andriamanitrareo mantsy no niady ho anareo.+
-
-
Josoa 24:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Nanompo an’i Jehovah foana ny Israely tamin’ny andron’i Josoa, sy tamin’ny andron’ireo anti-panahy mbola velona taoriany, dia ireo anti-panahy nahita ny asa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely.+
-