Eksodosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+ Mpitsara 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nanompo* teo anoloan’izy io i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, tamin’izany andro izany. Dia hoy izy ireo: “Mbola tokony handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahinay indray ve izahay, sa aoka izay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara, fa hataoko resinareo izy rahampitso.”
25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+
28 Nanompo* teo anoloan’izy io i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, tamin’izany andro izany. Dia hoy izy ireo: “Mbola tokony handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahinay indray ve izahay, sa aoka izay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara, fa hataoko resinareo izy rahampitso.”