-
Nomery 27:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Alaivo i Josoa zanak’i Nona, fa manana ny toetra ilaina mba ho mpitarika izy. Dia ametraho tanana izy.+
-
-
Mpitsara 20:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia niainga ny Israelita ka niakatra tany Betela, mba hanontany an’Andriamanitra.+ Ary hoy izy ireo: “Iza aminay no ho loha laharana rehefa hiakatra hiady amin’ny Benjaminita izahay?” Hoy i Jehovah: “Ny fokon’i Joda no ho loha laharana.”
-