Genesisy 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Natahotra izy tamin’izay sady niteny hoe: “Hafakely mihitsy ity toerana ity fa masina! Tena tranon’Andriamanitra mihitsy ity,+ ary eto no vavahadin’ny lanitra!”+ Genesisy 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nataony hoe Betela* ny anaran’ilay toerana, nefa Lozy no anaran’ilay tanàna taloha.+
17 Natahotra izy tamin’izay sady niteny hoe: “Hafakely mihitsy ity toerana ity fa masina! Tena tranon’Andriamanitra mihitsy ity,+ ary eto no vavahadin’ny lanitra!”+