Eksodosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+ Nehemia 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay+ ianao. Niteny tamin’izy ireo avy any an-danitra+ koa ianao. Dia nomenao didim-pitsarana ara-drariny, sy lalàna marina,* ary fitsipika sy didy mahasoa izy ireo tamin’izay.+
18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+
13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay+ ianao. Niteny tamin’izy ireo avy any an-danitra+ koa ianao. Dia nomenao didim-pitsarana ara-drariny, sy lalàna marina,* ary fitsipika sy didy mahasoa izy ireo tamin’izay.+