FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nitazana ny Israelita, dia toy ny afo miredareda teo an-tampon’ilay tendrombohitra no fahitan’izy ireo ny voninahitr’i Jehovah.

  • Deoteronomia 4:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Dia nanatona ianareo, ka nitsangana teo am-pototry ny tendrombohitra. Ary nirehitra ilay tendrombohitra, ka nisy afo nanakatra ny lanitra,* sady nisy haizina sy rahona ary haizim-pito.+ 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo i Jehovah,+ ka naheno feo ianareo saingy tsy nahita an’ilay niteny.+ Feo ihany no henonareo.+

  • 2 Tantara 7:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Raha vao avy nivavaka i Solomona,+ dia nisy afo nilatsaka avy any an-danitra+ nandevona ny fanatitra dorana sy ny sorona. Ary nameno an’ilay trano ny voninahitr’i Jehovah.+ 2 Tsy afaka niditra tao an-tranon’i Jehovah àry ny mpisorona, satria feno ny voninahitr’i Jehovah ilay tranon’i Jehovah.+ 3 Nahita an’ilay afo nilatsaka sy ny voninahitr’i Jehovah teo amin’ilay trano ny vahoakan’Israely, ka niondrika tamin’ny tany teo amin’ilay tokotany vato sady niankohoka ary nisaotra an’i Jehovah, “fa tsara izy, ary be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara