FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nisy afo avy amin’i Jehovah,+ ka nandoro tanteraka an’ilay fanatitra dorana sy ireo taviny teo ambony alitara. Rehefa nahita an’izany ny vahoaka manontolo, dia nanomboka nihorakoraka ary niankohoka tamin’ny tany.+

  • 1 Tantara 21:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Niantso an’i Jehovah koa izy. Dia novaliany izy, ka nisy afo+ avy any an-danitra nalatsany teo ambonin’ilay alitara fanaovana fanatitra dorana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara