Deoteronomia 34:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 sy Negeba+ sy ny Faritr’i Jordana,+ sy ny lemak’i Jeriko, ilay tanàna be hazo palmie, ary hatrany Zoara.+ Mpitsara 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nentin’i Eglona niaraka taminy ny Amonita+ sy ny Amalekita+ mba hiady tamin’ny Israelita. Dia notafihin’izy ireo ny Israely, ka lasany ny tanàna be hazo palmie.*+
3 sy Negeba+ sy ny Faritr’i Jordana,+ sy ny lemak’i Jeriko, ilay tanàna be hazo palmie, ary hatrany Zoara.+
13 Ary nentin’i Eglona niaraka taminy ny Amonita+ sy ny Amalekita+ mba hiady tamin’ny Israelita. Dia notafihin’izy ireo ny Israely, ka lasany ny tanàna be hazo palmie.*+