7 Ary hoentiko any aminao, any amin’ny reniranon’i* Kisona,+ i Sisera lehiben’ny tafik’i Jabina sy ireo kalesy fitondrany miady ary ny miaramilany. Dia hataoko resinao izy.’”+
13 Tonga dia nangonin’i Sisera daholo ny kalesin’adiny 900 nisy lelan’antsy* sy ny miaramilany rehetra tao Harosetan’ireo firenena,* mba ho any amin’ny reniranon’i* Kisona.+