-
Mpitsara 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tany Karkora i Zebaha sy Zalmona ary ny miaramilany 15 000 teo ho eo. Ireo no sisa tavela tamin’ny tafiky ny Tatsinanana manontolo,+ fa efa maty ny lehilahy 120 000 mpitan-tsabatra.
-
-
Mpitsara 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary nandositra i Zebaha sy Zalmona, mpanjaka midianita, ka nenjehin’i Gideona. Dia azony i Zebaha sy Zalmona ka nisahotaka ny iray toby.
-