Genesisy 49:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 33:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao no tsodrano nolazainy momba an’i Joda:+ “Henoy ny feon’i Joda, Jehovah ô,+Ary enga anie ianao hamerina azy any amin’ny vahoakany! Ny sandriny no niarovany ny* fananany.Enga anie ianao hanampy azy hamely ny fahavalony!”+ 1 Tantara 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ary izy no razamben’ilay mpitarika.+ I Josefa anefa no nanana ny zon’ny lahimatoa.
7 Izao no tsodrano nolazainy momba an’i Joda:+ “Henoy ny feon’i Joda, Jehovah ô,+Ary enga anie ianao hamerina azy any amin’ny vahoakany! Ny sandriny no niarovany ny* fananany.Enga anie ianao hanampy azy hamely ny fahavalony!”+
2 Ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ary izy no razamben’ilay mpitarika.+ I Josefa anefa no nanana ny zon’ny lahimatoa.