Mpitsara 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nanjakazaka tamin’ny Israely ny Midianina.+ Noho ny nataon’ny Midianina, dia nanamboatra toerana hiafenany* ny Israelita. Nataon’izy ireo teny an-tendrombohitra izany sy tao amin’ireo lava-bato ary tany amin’ireo toerana sarotra aleha.+
2 Dia nanjakazaka tamin’ny Israely ny Midianina.+ Noho ny nataon’ny Midianina, dia nanamboatra toerana hiafenany* ny Israelita. Nataon’izy ireo teny an-tendrombohitra izany sy tao amin’ireo lava-bato ary tany amin’ireo toerana sarotra aleha.+