-
Mpitsara 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia hoy ny lehilahy israelita tamin’i Gideona: “Andao ianao sy ny zanakao ary ny zafikelinao hatao mpitondra anay. Namonjy anay tamin’ny Midianina mantsy ianao.”+
-