-
Mpitsara 6:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia nijery azy i Jehovah ka niteny hoe: “Mandehana, ary ampiasao ny hery anananao mba hamonjena ny Israely eo an-tanan’ny Midianina.+ Izaho no maniraka anao.”
-